Hira 56: Raiso Am-po ny Fahamarinana
Miaraha mihira amin’ireto ankizy ireto fa nandray am-po ny fahamarinana izy ireo.
Mety ho Tianao Koa
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)
Raiso ao Am-ponao ny Fahamarinana
Inona avy no tokony hataonao, raha tianao ny handray am-po ny fahamarinana?
VIDEO
Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah
Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah.
FAMPIANARAN’NY BAIBOLY
Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy
Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.