Andriamanitra no Mampitombo
Ahoana no mahatonga ny fahamarinana hitombo ao am-pon’ny olona iray?
Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny 1 Korintianina 3:6, 7.
Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.
Jereo ilay video hoe Andriamanitra no Mampitombo, dia ampio handoko an’ilay sary ny zanakao, ary ataovy mifanaraka ny lokon’ilay tarehimarika. Rehefa manao an’ilay izy eo ianareo, dia iaraho midinika ny valin’ilay fanontaniana etsy ambany.
Mety ho Tianao Koa
ANDIAN-DAHATSORATRA
Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao
Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.
FAMPIANARAN’NY BAIBOLY
Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy
Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.