I Jehovah no Namana Tiako Indrindra
Namorona zavatra tsara ho antsika i Jehovah satria Namantsika izy. Inona, ohatra, ny zavaboarin’i Jehovah fantatrao?
Mety ho Tianao Koa
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH: HIRA
Jehovah no Namako Tiako Indrindra
Ataovy namanao akaiky Andriamanitra!
ANDIAN-DAHATSORATRA
Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao
Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.
FAMPIANARAN’NY BAIBOLY
Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy
Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.