Tena Tian’i Jehovah Ianao!
Rehefa tianao i Jehovah, dia tsy maninona na miavaka amin’ny olon-kafa aza ianao!
Mety ho Tianao Koa
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)
Tena Tian’i Jehovah Ianao!
Nianaran’i Zo hoe tena tian’i Jehovah izy sady tsy foiny raha miezaka manao hoatran’i Jesosy. Ary ianao?
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)
Sary: Tena Tian’i Jehovah Ianao!
Ataovy pirinty ity sary ity, dia angony ao aminao.
VIDEO
Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah
Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah.
FAMPIANARAN’NY BAIBOLY
Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy
Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.