Fananana Toetra Tsara
Fananana Toetra Tsara
Inona no Tena Mahasambatra? Mahay Mianina sy Malala-tanana
Olona maro no mino hoe izay manankarena ihany no sambatra sy tafita. Tena mahasambatra ve anefa ny vola sy ny fananana? Inona no asehon’ny zava-misy?
Handray Soa Ianao Raha Tia Manome
Handray soa ianao sy ny hafa raha tia manome ianao. Hanjary hahay hiara-hiasa sy ho mpinamana ianareo. Inona no hanampy anao hanome amim-pifaliana?
Inona no Lazain’ ny Baiboly Momba ny Fahaiza-mankasitraka?
Mandray soa maro ny olona mahay mankasitraka. Inona àry no hanampy anao hanana an’
Tena Hendry ny Olona Malemy Fanahy
Tsy mora ny mifehy tena rehefa iharan’ny tsy rariny ianao. Mampirisika ny Kristianina mba halemy fanahy anefa ny Baiboly. Ahoana no hahavitana an’izany?
Inona no Hanampy Anao Hanam-paharetana?
Dingana efatra hanampy anao hanam-paharetana.
Inona no Tena Mahasambatra? Mamela Heloka
Tsy ho sambatra ny olona tezi-dava sy mitana lolompo sady tsy ho salama.
Mahasoa ny Manao ny Marina Foana
Misy tantaran’olona mampiseho ato fa zava-dehibe ny manao ny marina.
Efa Lany Andro ve ny Fitsipik’Andriamanitra Momba ny Tsara sy Ratsy?
Tena mahasoa ny mankatò ny fitsipik’Andriamanitra momba ny tsara sy ny ratsy. Ireto misy antony roa.
Fahaizana Mifandray Amin’olona
Fanavakavahana: Miezaha Haneho Fitiavana
Tsy hanavakavaka intsony ianao raha maneho fitiavana. Jereo ato ny zavatra sasany azonao atao mba hanehoana fitiavana.
Inona no Tena Mahasambatra? Be Fitiavana
Ho sambatra isika raha be fitiavana sady tian’ny olona.
Mbola Mandaitra ve ny Torohevitry ny Baiboly?—Manehoa Fitiavana
Miresaka betsaka momba ny fitiavana ny Baiboly, kanefa tsy ilay fitiavana eo amin’ny lehilahy sy vehivavy no tena lazainy.
Toetra Takin’Andriamanitra ny Hatsaram-panahy
Nahoana isika no tokony ho tsara fanahy? Ahoana no fiheveran’Andriamanitra an’io toetra io?
Te Hahazo Namana Tsara ve Ianao?
Mihevitra ny ankamaroan’ny olona hoe ilaina ny manana namana tsara. Inona no hanampy anao ho namana tsara? Misy toro lalana efatra avy ao amin’ny Baiboly ato amin’ity lahatsoratra ity.
Ahoana no Hampilamina ny Tokantrano?
Mety hampilamina ny tokantrano ve ny torohevitra ao amin’ny Baiboly? Vakio ato izay nolazain’ireo efa nampihatra an’izany.
Miezaha Hamela Heloka
Tokony hohamaivanintsika ve na tsy horaharahaintsika ny zavatra nataon’
Ahoana Raha Mampahatezitra Be Anao ny Vadinao?
Mety harary ianao raha tsy mahafehy fahatezerana. Mety hahita olana koa anefa ianao raha koboninao fotsiny ilay izy. Inona àry no azonao atao raha mampahatezitra be anao ny vadinao?