INONA NO AMPIANARIN’NY BAIBOLY?
Aiza no Misy ny Maty? (Fizarana 2)
Miorina amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? toko 6, ity tari-dalana fianarana ity.
Nahoana i Adama, ilay lehilahy voalohany, no maty? Efa fikasan’Andriamanitra ve ny hoe ho faty ny olombelona? Ho hitanao ato ny valiny omen’ny Baiboly. Ataovy pirinty ilay PDF ary valio ny fanontaniana ao.