Hijery ny anatiny

12 SEPTAMBRA 2014
ALEMAINA

Ampahana Video: Niorina Mafy ny Vavolombelon’i Jehovah Nanoloana ny Fanafihana Nazia

Ampahana Video: Niorina Mafy ny Vavolombelon’i Jehovah Nanoloana ny Fanafihana Nazia

Nanatri-maso ny namonoana an’i August Dickmann i Heinrich Dickmann rahalahiny sy Josef Rehwald. Tantarain’izy ireo ato amin’ity ampahana video ity ny fomba namonoana azy teo imason’ny olona, tao amin’ny toby fitanan’i Sachsenhausen.