Hijery ny anatiny

INDE

Fotoana Niavaka Tany Inde

Fotoana Niavaka Tany Inde
  1. 27 JANOARY 2014: Nohamafisin’ny Vaomieram-pirenena Miaro ny Zon’olombelona tao Karnataka fa nohitsakitsahin’ny polisy ny zon’ny Vavolombelona, ka tokony homena vola onitra izy ireo

  2. MARTSA 2002: Nafindran’ny Vavolombelona any Bangalore ny biraon’izy ireo satria tiany hitarina

  3. 2002: Nihabetsaka ny herisetra ataon’ny vahoaka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah

  4. 11 AOGOSITRA 1986: Nandray fanapahan-kevitra lehibe momba an’ilay raharaha Bijoe Emmanuel miady amin’ny Fanjakan’i Kerala ny Fitsarana Tampony tany Inde, ka nohamafisin’izy ireo fa manana zo haneho ny heviny ny Vavolombelona

    HIJERY MISIMISY KOKOA

  5. 7 MARTSA 1978: Nosoratan’ny Vavolombelona ho ara-panjakana ny Fikambanana Tilikambo Fiambenan’i Inde

  6. 26 JANOARY 1950: Nametraka lalam-panorenana vaovao i Inde rehefa lasa firenena mahaleo tena

  7. 9 JANOARY 1944: Natsahatry fitondrana ny fandrarana ny bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah

  8. 14 JONA 1941: Noraran’ny fitondrana ny bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah

  9. 1926: Nanorina birao tany Bombay ny Vavolombelona

  10. 1905: Nandamina fotoam-pivavahana ny Vavolombelon’i Jehovah voalohandohany tany