Topy Maso—Aotrisy
- 9 105 000—Mponina
- 22 443—Mpitory mampianatra Baiboly
- 283—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
- 1 isaky ny 411—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina
MANAMPY OLONA
Fanampiana An’ireo Mpitsoa-ponenana any Eoropa Afovoany
Efa mahazo fanampiana ny mpitsoa-ponenana, fa ny Vavolombelon’i Jehovah no mampahery sy manome fanantenana azy avy ao amin’ny Baiboly.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Namoy ny Raiko Aho Nefa Nahita Ray Vaovao
Tantaram-piainan’i Gerrit Lösch, anisan’ny Filan-kevi-pitantanana.
Fahatsiarovana ny Vavolombelon’i Jehovah tao Amin’ny Toby Fitanan’i Gusen
Notsarovana ireo Vavolombelon’i Jehovah 450 nogadrain’ny Nazia tao amin’ny toby fitanan’i Mauthausen sy Gusen, any Aotrisy, tamin’ny 13 Aprily 2014.
Nasaina Nandoa Onitra Tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah i Aotrisy
Nomelohin’ny Fitsarana Eoropeanina Momba ny Zon’olombelona i Aotrisy, tamin’ny 25 Septambra 2012, noho izy nanavakavaka ny Vavolombelon’i Jehovah.