Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Indonezia

  • Bali, any Indonezia—Mampianatra Baiboly eny an-tanimbary, any akaikin’i Ubud

Topy Maso—Indonezia

  • 281 844 000—Mponina
  • 31 023—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 491—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 9 275—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016

Indonezia

Tsy nivadika ny Vavolombelon’i Jehovah na teo aza ny korontana ara-politika, ady ara-pivavahana, ary fandrarana naharitra 25 taona.

VAOVAO

Manohana ny Rahalahintsika Eran-tany Isika Rehefa Misy Loza na Areti-mifindra

Manao zavatra haingana ny Filan-kevi-pitantanana ka manome toromarika azo ampiharina ho an’ny rahalahy sy anabavy maneran-tany rehefa misy loza tampoka.

FANTARO NY TANTARANTSIKA

Tonga Tany Azia Atsimoatsinanana Ilay Mpitondra Hazavana

Be herim-po ireo rahalahy nandeha tamin’ny Lightbearer ka nizara hazavana ara-panahy tany amin’ny faritra midadasika sady be mponina, na dia teo aza ny fanenjehana.

MIFOHAZA!

Fitsidihana An’i Indonezia

Fantaro ny kolontsain’ny mponina any, izay sariaka sy manam-paharetana ary tia mandray vahiny.