ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 Bokin’ny Deoteronomia Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 Topy Maso 1 Niala tany amin’ny Tendrombohitra Horeba ny Israely (1-8) Nanendry lehibe sy mpitsara (9-18) Tsy nankatò tao Kadesi-barnea (19-46) Tsy nety niditra tao amin’ilay tany (26-33) Tsy naharesy an’i Kanana (41-46) 2 Nirenireny tany an-tany efitra 38 taona (1-23) Resy i Sihona mpanjakan’i Hesbona (24-37) 3 Resy i Oga mpanjakan’i Basana (1-7) Fizarana ny tany teny atsinanan’i Jordana (8-20) Notenenina i Josoa hoe aza matahotra (21, 22) Tsy hiditra ao amin’ilay tany i Mosesy (23-29) 4 Nasaina nankatò ny vahoaka (1-14) Aza hadinoina ny zavatra nataon’i Jehovah (9) Mitaky ny hanompoana azy irery ihany i Jehovah (15-31) Tsy misy Andriamanitra ankoatra an’i Jehovah (32-40) Tanàna fialokalofana tany atsinanan’i Jordana (41-43) Teny fampidirana ny Lalàna (44-49) 5 Fifanekena nataon’i Jehovah tany Horeba (1-5) Notanisaina indray ny Didy Folo (6-22) Natahotra ny vahoaka teo amin’ny Tendrombohitra Sinay (23-33) 6 Tiavo amin’ny fonao manontolo i Jehovah (1-9) “Henoy izao, ry Israely ô” (4) Tokony hampianatra ny zanany ny ray aman-dreny (6, 7) Aza hadinoina i Jehovah (10-15) Aza mitsapa toetra an’i Jehovah (16-19) Lazao amin’ny taranaka manaraka (20-25) 7 Firenena fito tsy maintsy haringana (1-6) Ny antony nifidianana ny Israely (7-11) Hahazo fitahiana raha mankatò (12-26) 8 Tsarovy ny nitahian’i Jehovah anareo (1-9) “Tsy ny mofo ihany no mahavelona ny olona” (3) Aza hadinoina i Jehovah (10-20) 9 Ny antony nanomezana ny Israely an’ilay tany (1-6) Nampahatezitra an’i Jehovah inefatra ny Israely (7-29) Ilay zanak’omby volamena (7-14) Niangavy ho an’ny vahoaka i Mosesy (15-21, 25-29) Mbola nampahatezitra intelo (22) 10 Nanamboatra takela-bato roa indray (1-11) Izay takin’i Jehovah (12-22) Matahora an’i Jehovah; tiavo izy (12) 11 Nahita ny asa lehibe nataon’i Jehovah ianareo (1-7) Ilay Tany Nampanantenaina (8-12) Fitahiana rehefa mankatò (13-17) Ataovy milentika tsara ao am-po ny tenin’i Jehovah (18-25) “Fitahiana sa ozona” (26-32) 12 Manompoa an’i Jehovah any amin’ny toerana fidiny (1-14) Mahazo mihinan-kena fa tsy mahazo mihinan-dra (15-28) Tandremo sao voafandrika hanompo andriamani-kafa (29-32) 13 Ny atao amin’ny mpivadi-pinoana (1-18) 14 Ny tsy tokony hatao rehefa misy maty (1, 2) Biby madio sy maloto (3-21) Ho an’i Jehovah ny ampahafolon’ny vokatra (22-29) 15 Afoy ny trosa isaky ny fito taona (1-6) Ampio ny mahantra (7-11) Afahana ny mpanompo isaky ny fito taona (12-18) Tevehina ny sofin’ny mpanompo (16, 17) Hamasinina izay voalohan-teraka amin’ny biby fiompy (19-23) 16 Paska; Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay (1-8) Fetin’ireo Herinandro (9-12) Fetin’ny Trano Rantsankazo (13-17) Fanendrena mpitsara (18-20) Aza manao tsato-kazo sy tsangambato masina (21, 22) 17 Tsy tokony hisy kilema ny sorona (1) Ny tokony hatao amin’ny mpivadi-pinoana (2-7) Rehefa misy raharaham-pitsarana sarotra (8-13) Toromarika ho an’ny mpanjaka (14-20) Tsy maintsy adikan’ny mpanjaka ny Lalàna (18) 18 Anjaran’ny mpisorona sy ny Levita (1-8) Tsy mahazo manao sikidy (9-14) Mpaminany hoatran’i Mosesy (15-19) Famantarana ny mpaminany sandoka (20-22) 19 Izay meloka ho nandatsa-dra; tanàna fialokalofana (1-13) Tsy azo akisaka ny marika mamaritra ny tany (14) Vavolombelona eny amin’ny fitsarana (15-21) Vavolombelona roa na telo no ilaina (15) 20 Izay tokony hatao rehefa mandeha miady (1-20) Miaramila mahazo mody (5-9) 21 Raha misy maty nefa tsy fantatra izay namono azy (1-9) Manambady vehivavy babo (10-14) Zon’ny lahimatoa (15-17) Zanaka mafy loha (18-21) Voaozona izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo (22, 23) 22 Aza odiana tsy hita ny bibin’ny rahalahinao (1-4) Tsy mahazo manao akanjon-dehilahy ny vehivavy (5) Tokony ho tsara fanahy amin’ny biby (6, 7) Asio arofanina ny tampon-trano (8) Zavatra tsy azo ampiarahina (9-11) Asio vona ny lamba fitafy (12) Lalàna momba ny firaisana tsy ara-dalàna (13-30) 23 Ny olona tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah (1-8) Tokony hadio foana ny toby (9-14) Mpanompo mandositra (15, 16) Tsy mahazo mivaro-tena (17, 18) Aza maka tombony; voady (19-23) Izay azo alaina eny amin’ny sahan’olona (24, 25) 24 Fanambadiana sy fisaraham-panambadiana (1-5) Fanajana ny aina (6-9) Fiahiana ny mahantra (10-18) Rehefa mijinja vokatra (19-22) 25 Kapoka tsy mihoatra ny 40 (1-3) Aza asiana fehivava ny omby miasa (4) Lehilahy manambady ny vady navelan’ny rahalahiny (5-10) Zavatra tsy azo atao amin’ny lehilahy miady (11, 12) Vatomizana sy famarana marina (13-16) Aringano ny Amalekita (17-19) 26 Omeo ny voaloham-bokatra (1-11) Ny ampahafolon’ny vokatra (12-15) Ho fananan’i Jehovah manokana ny Israely (16-19) 27 Soraty eo amin’ny vato ny Lalàna (1-10) Rehefa eo amin’ny Tendrombohitra Ebala sy Gerizima (11-14) Ozona (15-26) 28 Hotahina raha mankatò (1-14) Ho voaozona raha tsy mankatò (15-68) 29 Fifanekena tamin’ny Israely tany Moaba (1-13) Hahita loza raha tsy mankatò (14-29) Zava-miafina, zavatra aharihary (29) 30 Rehefa miverina amin’i Jehovah (1-10) Tsy sarotra loatra ny didin’i Jehovah (11-14) Safidy: Fiainana sa fahafatesana (15-20) 31 Efa ho faty i Mosesy (1-8) Tokony hovakina amin’ny vahoaka ny Lalàna (9-13) Voatendry i Josoa (14, 15) Efa fantatra mialoha hoe hikomy ny Israely (16-30) Hira hampianarina ny Israely (19, 22, 30) 32 Hiran’i Mosesy (1-47) Jehovah, ilay Vatolampy (4) Hadinon’ny Israely ilay Vatolampy (18) “Ahy ny famaliana” (35) ‘Mifalia ianareo hafa firenena!’ (43) Ho faty eo amin’ny Tendrombohitra Nebo i Mosesy (48-52) 33 Nitso-drano ny Israelita i Mosesy (1-29) Ny sandrin’i Jehovah maharitra mandrakizay (27) 34 Nasehon’i Jehovah an’i Mosesy ilay tany (1-4) Maty i Mosesy (5-12) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Deoteronomia—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Deoteronomia—Topy Maso Malagasy Deoteronomia—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Deoteronomia p. 295-297