ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 Bokin’i Malakia Toko 1 2 3 4 Topy Maso 1 Tian’i Jehovah ny vahoakany (1-5) Manolotra sorona misy kilema ny mpisorona (6-14) Ho be voninahitra eo amin’ireo firenena ny anaran’i Jehovah (11) 2 Tsy nampianatra ny vahoaka ny mpisorona (1-9) Tokony hampita fahalalana ny mpisorona (7) Meloka ny olona nisara-panambadiana (10-17) “‘Halako ny fisaraham-panambadiana’, hoy i Jehovah” (16) 3 Ho avy hanadio ny tempoly ilay tena Tompo (1-5) Iraky ny fifanekena (1) Nampirisihina hiverina amin’i Jehovah (6-12) Tsy miova i Jehovah (6) “Miverena amiko dia hiverina aminareo aho” (7) ‘Ento ny ampahafolon-karena, dia handrotsaka fitahiana i Jehovah’ (10) Ny olo-marina sy ny ratsy fanahy (13-18) Boky fahatsiarovana nosoratana teo anatrehan’i Jehovah (16) Tsy mitovy ny olo-marina sy ny ratsy fanahy (18) 4 Ho avy alohan’ny andron’i Jehovah i Elia (1-6) ‘Hiposaka ny masoandron’ny fahamarinana’ (2) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Malakia—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Malakia—Topy Maso Malagasy Malakia—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Malakia p. 1437