A7-F
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanompoan’i Jesosy Tany Galilia (Fizarana 3) sy Tany Jodia
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
---|---|---|---|---|---|---|
Taorian’ny Paska taona 32 |
Ranomasin’i Galilia; Betsaida |
Nampitandrina momba ny lalivain’ny Fariseo i Jesosy, teny ambony sambokely ho any Betsaida; nanasitrana jamba |
||||
Faritr’i Kaisaria-Filipo |
Lakilen’ilay Fanjakana; noresahiny hoe ho faty izy ary hatsangana |
|||||
Angamba T. Hermona |
Fiovan-tarehy; niteny i Jehovah |
|||||
Faritr’i Kaisaria-Filipo |
Nanasitrana ankizilahy nisy demonia |
|||||
Galilia |
Noresahiny indray hoe ho faty izy |
|||||
Kapernaomy |
Nandoa hetra tamin’ny vola avy tao am-bavan’ny trondro |
|||||
Ny lehibe indrindra ao amin’ny Fanjakana; fanoharana momba ny ondry very sy ny mpanompo tsy nety namela heloka |
||||||
Galilia-Samaria |
Ho any Jerosalema, dia niteny tamin’ny mpianany mba hamela ny zava-drehetra noho ilay Fanjakana |
Fanompoan’i Jesosy faramparany tany Jodia
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
---|---|---|---|---|---|---|
Fetin’ny Tranolay (na Trano Rantsankazo), taona 32 |
Jerosalema |
Nampianatra tamin’ny Fety; mpiambina nirahina hisambotra azy |
||||
“Izaho no fahazavan’izao tontolo izao”; nanasitrana lehilahy teraka jamba |
||||||
Angamba tany Jodia |
Naniraka 70 lahy; faly rehefa niverina |
|||||
Jodia; Betania |
Fanoharana momba an’ilay Samaritanina tsara fanahy; tao an-tranon’i Maria sy Marta |
|||||
Angamba tany Jodia |
Nampianatra hivavaka indray; fanoharana momba ny namana be fikirizana |
|||||
Rantsantanan’Andriamanitra no namoahany demonia; nanome famantarana ny amin’i Jona indray |
||||||
Niara-nisakafo tamin’ny Fariseo; nanameloka an’ireo Fariseo mpihatsaravelatsihy |
||||||
Fanoharana momba ny mpanankarena tsy misaina sy ilay mpanompo mendri-pitokisana |
||||||
Nanasitrana vehivavy nanjoko, tamin’ny Sabata; fanoharana momba ny voan-tsinapy sy lalivay |
||||||
Fetin’ny Fitokanana, taona 32 |
Jerosalema |
Fanoharana momba ny mpiandry tena tsara sy valan’ondry; saika hitora-bato azy ny Jiosy; nankany Betania ampitan’i Jordana |