Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Lesona 5

Lesona 5

Raha misy manome zava-tsoa ho anao, kingà miteny hoe: “Misaotra tompoko ô!”

Raha misy namanao tonga hanampy anao, dia aza hadino mihitsy ny misaotra sy mitsiky.

HO AN’NY RAY AMAN-DRENY

Vakio:

1 Tesalonianina 5:18

Asaivo tondroiny ireto:

Sakafo Ankizilahikely

Varavarana Fanomezana

Asaivo tadiaviny ireto:

Paoma Telefaonina

Anontanio izy hoe:

Nahoana isika no tokony hiteny hoe “Misaotra”?