Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Arny

Arny

(Arnỳ).

Razamben’i Jesosy Kristy. Ny hoe Arny dia teny iray tarika amin’ny teny grika iray mifanitsy amin’ny anarana hebreo hoe Rama. Soratana hoe Arama kosa io Rama io ao amin’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo.​—Lk 3:33; 1Ta 2:10; jereo RAMA, I No. 2.