Ny Fihetseham-po
Fizarana 7
Ny Fihetseham-po
Iza amin’ireto no tena tsapanao matetika?
□ Tsy vitako ny mifehy ny hatezerako.
□ Tsy mahay na inona na inona aho. Tsy mba misy mety mihitsy izay ataoko.
□ Malahelo foana aho. Tsy mba misy zavatra mahafaly ahy mihitsy.
□ Mieritreritra ankizilahy (na ankizivavy) foana aho.
□ Ankizilahy no tiako indraindray nefa ankizilahy aho.
Aza kivy raha misy mahazo anao ireo! Hanampy anao hahay hifehy ny fihetseham-ponao ny Toko 26-29, ka tsy hanao zavatra mety hanenenanao ianao.
[Sary, pejy 216,
217]