Fonony Aoriana
Fonony Aoriana
Lohatenin’ny fizarana tsirairay:
NY ZAVA-MAHADOMELINA SY NY TOAKA
Te ho lasa olon-dehibe matotra ve ianao? Hanampy anao amin’izany ity boky ity. Torohevitra avy ao amin’ny Baiboly no ho hitanao ato. Olona an-tapitrisany no nanana olana, nefa tena nanampy azy ny Tenin’Andriamanitra. Hanampy anao koa izy io!
“Hiambina anao ny fahaiza-misaina, ary hiaro anao ny fahaiza-manavaka.” —Ohabolana 2:11.