Ny Diariko—Ny Zava-mahadomelina sy ny Toaka
Fizarana 5
Ny Diariko—Ny Zava-mahadomelina sy ny Toaka
Andeha hatao hoe te hifoka sigara na rongony ianao, na te hisotro toaka be. Inona no mety ho antony?
․․․․․
Efa hitantsika fa ratsy ny sigara sy toaka ary rongony. Inona àry no zavatra hafa azonao atao raha te ho falifaly na tsy te ho kivy be ianao?
․․․․․