Sahisahy Ratsy
Jereo koa ny Oh 21:24
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
2Sa 6:6, 7—Sahisahy ratsy i Oza dia nitazona ny Vata masin’i Jehovah. Novonoin’i Jehovah izy satria tsy nankatò sy tsy nanaja azy
2Ta 26:16-21—Nofaizin’i Jehovah i Ozia Mpanjaka satria sahisahy ratsy dia nanaonao foana