Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
Nahoana ny fitiavana no tsara kokoa noho ny fahalalana? (1 Kor. 8:1)
Ahoana no azontsika ampaherezana ny fiangonana, hoatran’ny nataon’ireo mpanompon’i Jehovah fahiny? (Rom. 13:8)
Ahoana no ampisehoantsika hoe mahafoy tena ho an’ny hafa isika rehefa manompo? (1 Tes. 2:7, 8)
Inona no azontsika atao raha te handray anjara amin’ny fitomboan’ny fiangonana isika? (Efes. 4:1-3, 11-16; 1 Tes. 5:11)
Ahoana no ampisehoantsika hoe ataontsika amim-pitiavana izay rehetra ataontsika? (1 Kor. 16:14)