28 Febroary–6 Martsa
1 SAMOELA 9-11
Hira 121 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nanetry Tena i Saoly Tamin’ny Voalohany”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Sa 9:9: Inona no mety ho dikan’ireo teny ireo? (w05 15/3 22 § 8)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 9:1-10 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
“Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Tsy Hiaraka Amin’ny Naman-dratsy”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Tsy Hiaraka Amin’ny Naman-dratsy.
Lahateny: (5 min.) w15 15/4 6-7 § 16-20: Foto-kevitra: Inona no Azo Atao Raha Te Hahay Hampiofana? (th lesona 19)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Tatitra Isan-taona: (15 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy. Vakio ilay taratasy misy ny tatitra isan-taona avy amin’ny biraon’ny sampana. Avy eo dia manadinadìna mpitory vitsivitsy manana fitantarana mampahery, momba ny fanompoany tamin’ny taon-dasa.
Fianarana Baiboly: (30 min.) hf fizarana 4, p. 14
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 28 sy Vavaka