16-22 Aogositra
DEOTERONOMIA 27-28
Hira 89 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ho Tonga Aminao Ireto Fitahiana Rehetra Ireto ka Hahatratra Anao”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
De 27:17: Nahoana ny Lalàna no nandrara hoe tsy azo akisaka ny fetra mamaritra ny tanin’olon-kafa? (it “Fetra Mamaritra Tany” § 2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) De 28:1-14 (th lesona 11)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 6)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo fanasana fivoriana ilay olona. Asehoy azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 3)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lv 205 § 21-22 (th lesona 9)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Hita Amin’ny Zavaboary hoe Tia Antsika Andriamanitra”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Hita Amin’ny Zavaboary hoe Be Fitiavana i Jehovah.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 13 § 1-4, efajoro “Handray Anjara Amin’ilay Fety ve Aho?”, “Fomba Handraisana Fanapahan-kevitra Tsara”
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 102 sy Vavaka