9-15 Aogositra
DEOTERONOMIA 24-26
Hira 137 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Hita avy Amin’ny Lalàn’i Mosesy hoe Tian’i Jehovah ny Vehivavy”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
De 24:1: Nahoana isika no tsy tokony hanatsoaka hevitra hoe nanamora ny fisarahan’ny lehilahy tamin’ny vadiny ny Lalàn’i Mosesy? (it “Fisaraham-panambadiana”: “Taratasy fisaraham-panambadiana”)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) De 26:4-19 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 2)
Lahateny: (5 min.) w19.06 23-24 § 13-16: Foto-kevitra: Ahoana no Azontsika Ampaherezana sy Anohanana ny Olona Maty Vady? (th lesona 20)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ento Hoatran’ny Reny ny Vehivavy Zokiolona ary Hoatran’ny Anabavy ny Vehivavy Tanora”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha Foana Haneho Fitiavana Amin’ny Mpiara-manompo: Ny Maty Vady sy ny Kamboty Ray.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 12 § 15-22, efajoro “Mampahery ve ny Teniko?”
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 101 sy Vavaka