25 Jona–1 Jolay
LIOKA 4-5
Hira 37 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tahafo i Jesosy ka Tohero ny Fakam-panahy”: (10 min.)
Lk 4:1-4: Tsy nanaiky ho resin’ny fanirian’ny nofo i Jesosy (w13 15/8 25 § 8)
Lk 4:5-8: Tsy nahasarika an’i Jesosy ny fanirian’ny maso (w13 15/8 25 § 10)
Lk 4:9-12: Tsy nanaiky hampideradera ny fahaizany i Jesosy [Alefaso ilay video hoe Tampon’ny Mandan’ny Tempoly.] (“Tampon’ny Mandan’ny Tempoly” fanazavana sy sary Lk 4:9, nwtsty; w13 15/8 26 § 12)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Lk 4:17: Inona no manaporofo hoe efa zatra namaky ny Tenin’Andriamanitra i Jesosy? (“ny horonam-bokin’i Isaia mpaminany” fanazavana Lk 4:17, nwtsty)
Lk 4:25: Naharitra hafiriana ilay hain-tany tamin’ny andron’i Elia? (“telo taona sy enim-bolana” fanazavana Lk 4:25, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 4:31-44
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona amin’ny farany.
Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 28
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Mitandrema Rehefa Mampiasa Tranonkala Fifaneraserana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mbà Fetsifetsy Amin’ny Internet!
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 26
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 105 sy Vavaka