27 Martsa–2 Aprily
JEREMIA 12-16
Hira 135 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nanadino An’i Jehovah ny Israelita”: (10 min.)
Je 13:1-5: Nankatò an’Andriamanitra i Jeremia, ka nanafina an’ilay fehikibo vita tamin’ny lamba rongony na dia tsy mora taminy aza izany (jr 51 § 17)
Je 13:6, 7: Nandeha lavitra be i Jeremia rehefa niverina naka an’ilay fehikibo. Hitany fa simba ilay izy (jr 52 § 18)
Je 13:8-11: Nanazava i Jehovah fa ho simba toa an’ilay fehikibo ny fifandraisany tamin’ny Israelita, noho izy ireo mafy loha (jr 52 § 19-20; it “Andilana”: “Heviny an’ohatra” § 5)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Je 12:1, 2, 14: Inona ny fanontanian’i Jeremia, ary ahoana no namalian’i Jehovah azy? (jr 118 § 11)
Je 15:17: Inona no porofo fa nahay nifidy namana i Jeremia, ary ahoana no anahafantsika azy? (w04 1/5 11 § 16)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 13:15-27
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Fanasana amin’ny Fahatsiarovana sy video: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Fanasana amin’ny Fahatsiarovana sy video: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Lahateny: (6 min.) w16.03 29-31: Foto-kevitra: Oviana ny Vahoakan’i Jehovah no Babo tao Amin’i Babylona Lehibe?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ampio ny Ankohonanao mba Tsy Hanadino An’i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe “Aoka ho ao Am-ponao Ireto Teny Ireto”: Fanadinadinana Fianakaviana.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 10 § 8-11 ary ny efajoro “Iza no Namorona ny Krismasy?” sy ny hoe “Fety Hafa Tsy Tokony Hankalazain’ny Kristianina”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 48 sy Vavaka