4-10 Aprily
1 SAMOELA 20-22
Hira 90 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Namana Tsara ve Ianao?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Sa 21:12, 13: Inona no ianarantsika avy amin’izay nataon’i Davida? (w05 15/3 24 § 5)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 22:1-11 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fiverenana Mitsidika: (2 min.) Miverina mitsidika olona liana sy nandray fanasana Fahatsiarovana. (th lesona 6)
Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Tapitra ny lahatenin’ny Fahatsiarovana, dia miezaka manombo-dresaka amin’ny olona liana ianao, ary mamaly fanontaniana iray napetrany momba an’ilay fandaharana. (th lesona 12)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 4: Hevitra 3 (th lesona 20)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Iza no Namanao ao Amin’ny Internet?”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mbà Fetsifetsy Amin’ny Internet!
Raiso Tsara Izay Rehetra Tonga: (5 min.) Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana, miorina amin’ilay lahatsoratra ao amin’ny Tari-dalana ho An’ny Fivoriana Martsa 2016. Resaho ny fizotran’ny fizarana fanasana amin’ny Fahatsiarovana ao amin’ny faritaninareo. Resaho koa ilay fandaharana famakiana Baiboly ho amin’ny Fahatsiarovana, ao amin’ny pejy 10 sy 11. Ampirisiho ny rehetra mba hanomana ny fony. (Ezr 7:10) Ampandreneso izay fampahatsiahivana ilaina mifandray amin’ny fanatrehana na fanarahana an’ilay fandaharana.
Fianarana Baiboly: (30 min.) hf fizarana 8, p. 26-28
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 28 sy Vavaka