25-31 Martsa
SALAMO 22
Hira 19 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Faminaniana Momba An’izay Hitranga Amin’i Jesosy Rehefa ho Faty Izy
(10 min.)
Hoatran’ny hoe nafoin’Andriamanitra i Jesosy (Sl 22:1; w11 15/8 15 § 16)
Hisy haneso i Jesosy (Sl 22:7, 8; w11 15/8 15 § 13)
Hanaovana antsapaka ny akanjon’i Jesosy (Sl 22:18; w11 15/8 15 § 14; jereo ny sary, pejy 1)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Sl 22:22: Misy fomba roa azontsika anahafana an’ilay mpanao salamo. Inona avy izany? (w06 1/11 29 § 7; w03 1/9 20 § 1)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Sl 22:1-19 (th lesona 2)
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) ISAN-TRANO. (lmd lesona 4, hevitra 4)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Tsidiho ny olona iray fantatrao hoe nanaiky fanasana hanatrika Fahatsiarovana. (lmd lesona 4, hevitra 3)
6. Lahateny
(5 min.) w20.07 12-13 § 14-17: Foto-kevitra: Manatanjaka ny Finoantsika ny Fianarana Faminaniana. (th lesona 20)
Hira 95
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) rr toko 7 § 24-30, efajoro 7B