HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Inona moa no Angatahin’i Jehovah Andriamanitrao Aminao?”
Tokony hankatò an’i Jehovah isika, noho isika manaja lalina azy sady tia azy (De 10:12; w09 1/10 10 § 3-4)
Hahazo fitahiana isika raha mankatò (De 10:13; w09 1/10 10 § 6)
Tian’i Jehovah hifandray akaiky aminy isika (De 10:15; cl 16 § 2)
Tsy manery antsika hankatò azy i Jehovah. Tiany kosa raha tia sy mankatò azy ‘amin’ny fontsika’ isika. (Ro 6:17) Tena sambatra izay mifidy ny hanompo an’i Jehovah.