HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Tsara sy Ara-drariny ny Lalàn’i Jehovah
Hita hoe hendry sy mahira-tsaina isika rehefa mankatò ny lalàn’Andriamanitra (De 4:6; it “Fahiratan-tsaina”: “Raha te hahira-tsaina” § 4)
Rehefa mahita ny zavatra ataontsika ny olona dia miaiky hoe tsara ny lalàn’Andriamanitra (De 4:6; w99 1/11 20 § 6-7)
Tsara lavitra noho ny fomba fiainan’ny olona eo amin’ireo firenena ny fomba fiainan’ny vahoakan’i Jehovah (De 4:7, 8; w07 1/8 29 § 13)
Tsara fitondran-tena ny olona manaraka ny lalàn’i Jehovah sy ny toro lalany. Maro no voataona ho ao amin’ny fandaminana rehefa mahita an’izany.
Inona avy ny fitahiana azonao noho ianao manaraka ny tari-dalan’i Jehovah?