6-12 Jona
2 SAMOELA 9-10
Hira 124 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Be Fitiavana i Davida Sady Tsy Nivadika”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Sa 10:4, 5: Nahoana no nanala baraka an’ireo lehilahy israelita ny nataon’i Hanona? (it “Volombava” § 2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 9:1-13 (th lesona 12)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary resaho vetivety ilay hoe “Ahoana no Handraisanao Soa avy Amin’ireo Lesona Ato?” (th lesona 17)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 5: Hevitra 4 (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Tadidio fa ny Fitiavana... Tsara Fanahy: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no nampisehoan’i Davida hoe tsara fanahy tamin’i Mefiboseta izy? Ahoana no hampisehoantsika hoe tsara fanahy amin’ny hafa isika sady tia azy sy tsy mivadika aminy?
Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Jona ity.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 7
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 1 sy Vavaka