Ahoana no Havalinao?
Ahoana no Havalinao?
TAIZA NO NITRANGAN’ITY?
1. Akaikin’ny tanàna taiza no azo inoana fa nitrangan’ity tantara ity?
Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.
Babylona
Sosana
Ora
◆ Iza no anaran’ireo Israelita telo lahy ireo, amin’ny teny hebreo?
․․․․․․
․․․․․․
․․․․․․
◆ Nahoana izy ireo no tsy miankohoka toy ny olon-drehetra?
․․․․․․
◼ Iaraha-midinika: Inona avy no karazana sampy mety hasaina hivavahanao? Ahoana no azonao anahafana an’ireo Hebreo telo lahy?
OVIANA NO NITRANGA IRETO?
Iza no nanoratra ireo boky ao amin’ny Baiboly ireo? Ampifandraiso amin’ny tsipika ilay boky sy ny daty mety ho nahavitana ny fanoratana azy.
1000 T.K. 607 T.K. 36 A.K. 51 A.K. 61-64 A.K.
2. 1 Timoty
3. Mpitoriteny
4. 2 Tesalonianina
IZA ÀRY AHO?
5. Nananatra ahy tamin’ny alalan’ny hafatra mavesa-danja ny reniko.
IZA ÀRY AHO?
6. Silasy no anarako amin’ny teny grika, ary azo inoana fa izaho ihany ilay voalaza ao amin’ny asa soratr’i Petera sy Paoly ary Lioka.
ATO AMIN’ITY GAZETY ITY
Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.
Pejy 4 Inona no atao hoe fitiavana? (Kolosianina 3:․․․)
Pejy 6 Inona no hataon’ny ray aman-dreny tia ny zanany? (Ohabolana 13:․․․)
Pejy 11 Inona no nahafaly an’i Davida Mpanjaka? (Salamo 122:․․․)
Pejy 14 Inona no tokony hataontsika tanjona, mba tsy hahatonga antsika hifosa olona? (1 Tesalonianina 4:․․․)
Ho An’ny Ankizy
Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.
(Valiny, pejy 27)
VALIN’NY PEJY 31
1. Babylona.—Daniela 3:1.
◆ Hanania, Misaela, ary Azaria.—Daniela 1:7.
◆ I Jehovah ihany no nivavahan’izy ireo.—Daniela 3:16-18.
2. Paoly, 61-64 A.K.
3. Solomona, talohan’ny 1000 A.K.
4. Paoly, 51 A.K.
5. Lemoela.—Ohabolana 31:1.
6. Silvano.—1 Tesalonianina 1:1.