MIFOHAZA! Martsa 2014 | Ahoana Marina no Namoronana Izao Rehetra Izao?

Tsy mitovy amin’izay eritreretin’ny olona maro ny fanazavan’ny Baiboly momba ny famoronana. Ahoana izany?

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Horohoron-tany vokatry ny nataon’ny olona, mpandany vola be amin’ny fizahan-tany, voarara ny harona plastika.

MATOAN-DAHATSORATRA

Ahoana Marina no Namoronana Izao Rehetra Izao?

Mifanaraka amin’ny siansa ve izay lazain’ny Baiboly momba ny famoronana?

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Vola

Ny vola tokoa ve no mahatonga ny olana rehetra?

TANY SY MPONINA

Fitsidihana An’i Salvadaoro

Sariaka be ny olona any Salvadaoro. Fantaro ato ny momba an’io tany be volkano io.

Zava-mahagaga ny Ranomaso

Mampiavaka ny olona amin’ny biby ny ranomaso. Fa maninona?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Diso Fanantenana ve Ianao Rehefa Nanambady?

Lasa tsy miray saina intsony ve ianareo mivady fa miray trano fotsiny sisa? Misy hevitra dimy hanampy anareo ato.

NISY NAMORONA VE?

Ny Hoditry ny Bibilava

Tsy rovitra ny hoditry ny bibilava na dia mianika hazo marokoroko sy misitrika any anaty fasika aza izy. Nahoana?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Hanampy Ahy Tsy Hangataka Andro?

Misy soso-kevitra hanampy anao tsy hangataka andro ato.

Ny Hevitry ny Tanora toa Anao Momba ny hoe Manadala

Henoy ny hevitry ny tanora 5 momba ny atao hoe manadala sy izay tokony hatao rehefa iharan’izany.

Tenin’iza àry Ireto? (Genesisy 41-50)

Adikao ity kilalao ity ka ataovy pirinty. Ampifandraiso amin’ny tenin’ilay olona ny anarany.