MIFOHAZA! Jolay 2014 | Hatanjaho ny Saina Raha Misy Loza Tampoka

Inona no hataonao raha misy loza tampoka?

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Toerana ahitana vehivavy mpisotro toaka betsaka kokoa noho ny lehilahy, lavaka maizina be sady lalina be nefa feno zavamananaina, omena volamena izay mampihena tena.

MATOAN-DAHATSORATRA

Raha Misy Loza Tampoka

Afaka manampy anao hatanja-tsaina ny Baiboly.

MATOAN-DAHATSORATRA

Raha Fongana Tampoka ny Fanananao

Fongana ny fananan’i Kei tamin’ilay tsunami tany Japon tamin’ny 2011. Nahazo fanampiana tamin’ny fanjakana sy ny namany izy fa ny Baiboly no tena nampahery azy.

MATOAN-DAHATSORATRA

Raha Marary Tampoka Ianao

Nanampy olona avy narary mafy mba handeha tsara indray no asan’i Mabel. Nodidina kanseran’ny atidoha anefa izy, ka ny zavatra nahazo an’ireo olona nokarakarainy mihitsy no nanjo azy.

MATOAN-DAHATSORATRA

Raha Maty Tampoka ny Fianakavianao

Dimy tamin’ny fianakavian’i Ronaldo no indray matin’ny lozam-piarakodia, 16 taona lasa izay. Mbola malahelo be izy, nefa efa milamina kokoa izao ny sainy.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Hajao ny Hafa Rehefa Mampiasa Telefaonina

Tsy manaja ve raha ajanona ny resaka mba hijerena SMS? Sa raha tsy jerena mihitsy ny SMS alefan’olona satria variana miresaka, dia izay no tena tsy manaja?

TANY SY MPONINA

Fitsidihana An’i Irlandy

Manao ahoana ny olona mipetraka any amin’ny Nosy Emeraoda? Fantaro ato izany.

FANADINADINANA

Miresaka ny Finoany Ilay Mpahay Fizika

Porofo roa no naharesy lahatra an’i Wenlong He fa misy ny Mpamorona.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Fivavahana

Hazavain’ny Baiboly hoe nahoana no be dia be izao ny fivavahana.

NISY NAMORONA VE?

Ilay Sahona Miteraka Amin’ny Vavany

Nino ny evolisiona ny mpahay siansa iray nefa nilaza fa sarotra be ny mieritreritra hoe nivoatra miandalana ilay sahona miteraka amin’ny vavany. Nahoana?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Ahoana Raha Resaka Firaisana no Anontanian’ny Ankizy An’ahy?

Ahoana raha misy miteny hoe: ‘Ianao ve dia mbola virjiny foana?’ Hainao ve ny manazava ny hevitrao, sady mampiasa Baiboly?

Ahoana no Hataoko Raha Misy Mifosa Aho?

Raha misy mifosa ianao, inona no azonao atao mba tsy hisy vokany be eo amin’ny fiainanao izany?

Inona no Hanampy Ahy Tsy Hangataka Andro?

Misy soso-kevitra hanampy anao tsy hangataka andro ato.

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Vola

Inona no atao raha te hanangom-bola sy hitsitsy? Ato misy torohevitra.

Nisy Nahita i Mosesy Zazakely

Iza avy no hitanao eo amin’ny sary? Vakio ilay tantara ao amin’ny Eksodosy 2 dia ho fantatrao izy ireo.