MIFOHAZA! Oktobra 2015 | Fanontaniana 3 Tian’ny Olona Hapetraka Amin’Andriamanitra
Tsy dia atokisan’ny olona intsony ny fivavahana satria tsy manome valiny mahafa-po amin’ny fanontaniana manahiran-tsaina azy. Misy valiny mahafa-po anefa ao amin’ny Baiboly.
MATOAN-DAHATSORATRA
Fanontaniana Telo Tian’ny Olona Hapetraka Amin’Andriamanitra
Nahoana Andriamanitra no namorona ny olombelona? Nahoana ny olona no avelany hijaly? Nahoana ny fivavahana no mihatsaravelatsihy?
NISY NAMORONA VE?
Ny Hoditry ny Androngo Matsilotsilo
Anisan’ny mitroka rano koa ny tongotr’io androngo io. Ahoana anefa no ahatongavan’ilay rano any am-bavany?
FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY
Evolisiona
Mifanohitra amin’ny siansa ve ny zavatra lazain’ny Baiboly momba ny famoronana?
TANY SY MPONINA
Fitsidihana An’i Ouzbékistan
Fantaro bebe kokoa ny momba an’i Ouzbékistan. Anisan’izany ny hoe niovaova foana ny abidy nampiasaina tany.
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Ahoana Raha Tsy Maintsy Miverina Mody Ianao?
Efa mba niezaka namelon-tena ve ianao nefa tratran’ny fahasahiranana? Hanampy anao ho tafarina indray ny torohevitra ato.
Ahoana Raha Marary ny Olona Akaiky Anao?
Mety hitaintaina ny namanao na ny havanao rehefa manatona dokotera na miditra hopitaly. Ahoana no azonao anampiana azy?
TOPY MASO ERAN-TANY
Maresaka Momba ny Fianakaviana
Inona no olana sasany atrehin’ny fianakaviana? Aiza no misy torohevitra mety hanampy azy ireo?
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Nisy ho Azy ve ny Fiainana sa Noforonina? Fizarana 1: Haiko ve ny Manaporofo fa Misy Andriamanitra?
Mino ve ianao fa tena misy Andriamanitra? Tianao ve raha tsy menatra na matahotahotra ianao, rehefa manazava an’izany? Ato misy torohevitra.
Nisy ho Azy ve ny Fiainana sa Noforonina? Fizarana 2: Tena Mitombina ve ny Fampianarana Momba ny Evolisiona?
Diniho ato ireo antony roa tokony handinihana raha marina na tsia ny fampianarana momba ny evolisiona.
‘Namorona ny Zava-drehetra i Jehovah’
Fantatrao ve hoe inona no noforonin’Andriamanitra voalohany? Dia avy eo inona? Mianara miaraka amin’i Kaleba kely.