Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao

Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao

MISY MIERITRERITRA HOE . . .

Tsy miraharaha antsika Andriamanitra, ambony loatra, masina be, ary lavitra antsika.

INONA NO LAZAIN’NY BAIBOLY?

“Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo izy.”​—Jakoba 4:8.

“Apetraho aminy daholo izay rehetra mampanahy anareo, satria miahy anareo izy.”​—1 Petera 5:7.

INONA NO AZONAO ATAO?