NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 2 2020 | Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?
Efa an-jatony taona izay ny olona no nametraka an’io fanontaniana io. Mamaly azy io ny Baiboly.
“Ho Tonga Anie ny Fanjakanao!” Vavaka Averimberin’ny Olona An-tapitrisany
Inona no dikan’io vavaka io? Misy zavatra tsara ho fantatsika momba an’ilay Fanjakana aloha, vao ho haintsika izany.
Nahoana Isika no Mila ny Fanjakan’Andriamanitra?
Misy olana foana rehefa ny olombelona tsy lavorary no mitondra.
Iza no Mpanjakan’ny Fanjakan’Andriamanitra?
Nisy mpanoratra Baiboly maromaro nanoratra tsipiriany momba an’ilay ho Mpanjakan’ny Fanjakan’Andriamanitra. Olona iray ihany hatramin’izay no nahafeno an’ireo fepetra ireo.
Rahoviana ny Fanjakan’Andriamanitra no Hitondra ny Tany?
Nanontany an’izany tamin’i Jesosy koa ireo mpanara-dia azy tsy nivadika. Ahoana no namalian’i Jesosy an’ilay izy?
Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?
Fantatr’i Jesosy fa ny Fanjakan’Andriamanitra ihany no afaka mamaha ny olana eto an-tany. Inona no efa nataon’izy io? Hanatanjaka ny finoantsika ny fahalalana ny valin’izany.
Miezaha Hanohana ny Fanjakan’Andriamanitra Dieny Izao!
Nampirisika ny mpanara-dia azy i Jesosy mba hikatsaka an’ilay Fanjakana alohan’ny zavatra hafa rehetra. Ahoana no hanaovana an’izany?
Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?
Be dia be ny olona mivavaka mba ho tonga ny Fanjakan’Andriamanitra. Efa noeritreretinao ve anefa hoe inona marina ny Fanjakan’Andriamanitra ary inona no hataon’izy io?