Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2009
Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2009
Manondro ny gazety misy ny lahatsoratra
BAIBOLY
Hevitra Misongadina: Apokalypsy—I, 15/1
Hevitra Misongadina: Apokalypsy—II, 15/2
Hita Ihany! (Kôdeksa Ephraemi), 1/9
Kôdeksan’i Vatikana, 1/10
Manan-kery na dia Amin’ny Fiteny Tsy Be Mpampiasa Aza, 1/4
Manova Olona, 1/2, 1/7, 1/8, 1/11
Mbola Ilaina, 1/6
Mbola Misy Hatramin’izao, 1/11
Nahoana ny Ampahany no Nosoratana Tamin’ny Teny Grika? 1/4
Olona Tia Azy Io, 1/6
Sarin-teny, 1/5
Tena Ilaina ve ny Mianatra Teny Hebreo sy Grika? 1/11
Tianao ho Azo ve Izay Lazainy? 1/7
Tonga Teto Amin’ny Nosy Mena (Madagasikara), 15/12
FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA
Aiza no Hisy Anao Rehefa ho Tonga ny Farany? 15/5
Ampio ny Zanakao ho Lasa Olon-dehibe Matotra, 1/5
Avelao Hiresaka Aminao Isan’andro Andriamanitra, 1/8
Aza Manadino An’i Jehovah, 15/3
Aza Varimbariana, 15/8
Be Atao Nefa Faly Manompo An’Andriamanitra, 15/12
Fandevenana, 15/2
Fiainana ao An-tokantrano, 1/11
Fifehezana Ankizy, 1/2
“Fotoana Anginana”, 15/5
Inona no Hanampy Anao Hiaritra eo Amin’ny Fanompoana? 15/3
Itahy, 15/5
Izaho Mihitsy ve no Nifidy ny Fivavahako? 15/9
Izay Tianao Foana ve no Tsy Maintsy Atao? 15/2
Mahaiza Mandray, Mahaiza Manome, 15/7
Mahaiza Mitantam-bola, 1/8
Manehoa An’ilay Tena Fitiavana, 15/7
Manome Amim-pifaliana sy avy Amin’ny Fo, 15/11
Marary ve ny Vadinao? 1/11
Maria, 1/1
Mety ve ny Mamaly Faty? 1/9
Mifady Hanina, 1/4
Mila Mifanampy ny Mpianakavy, 15/7
Mizara Andraikitra, 15/6
Ohatrinona no Tokony Homeko? 1/8
Ry Lehilahy Manambady, Tahafo ny Fitiavan’i Kristy! 15/5
Sambatra ny Mpitovo, 15/6
Te Hahazo Tombontsoam-panompoana Indray ve Ianao? 15/8
Tokony Hisaron-doha ve ny Anabavy Mandika Teny ho Amin’ny Tenin’ny Tanana? 15/11
Vavaka Henoin’Andriamanitra, 1/2
Vavaka Tsy Valian’Andriamanitra, 1/1
JEHOVAH
Akaiky Kokoa Azy ve ny Olona Mifady Hanina? 1/4
Andriamanitra ve i Jesosy? 1/2, 1/4
Aza Manadino An’i Jehovah, 15/3
Ekeny ve ny Fananana Vady Maro? 1/7
Fantany ny Fetran’ny Mety ho Vitantsika, 1/6
‘Fantatro ny Fijaliany’ (Ek 3:1-10), 1/3
Hanafoana ny Fijaliana, 1/12
Inona no Angatahiny Amintsika? 1/10
Iray Ihany Izy sy Jesosy, 1/9
Iza moa Andriamanitra? 1/2
Izy Irery no Afaka Mamonjy ny Tany, 1/1
Izy no Atahory fa Tsy ny Olona, 1/3
Maka Ankizikely mba Hatao Anjely Ve? 1/3
Mampahafantatra ny Mombamomba Azy, 1/5
Manafoana ny Fampiasana ny Anaran’Andriamanitra i Vatikana, 1/4
Manome Harena Ve? 1/9
Masina, 1/7
Miovaova Hevitra Ve? 1/6
Miraharaha Antsika Ve? 1/6
Mitsara Araka ny Marina Foana, 1/9
Mpitsara Manao ny Marina Hatrany, 1/1
Omeny Safidy Isika, 1/11
Porofo Lehibe Indrindra fa Tia Antsika Izy, 1/2
Ray ho An’ny Kamboty Ray, 1/4
Sazy avy Aminy ve ny Fijaliana? 1/6
Tiany Hahomby Isika, 1/12
Tiany ny Mpandefitra, 1/8
JESOSY KRISTY
Andriamanitra Ve? 1/2, 1/4
Fanisam-bahoaka Nahatonga Azy ho Teraka Tany Betlehema, 1/12
Iray Ihany Izy sy ny Rainy, 1/9
Marina ve fa Nisy Olon-kendry Telo Namangy An’i Jesosy Zazakely? 1/12
Nahoana i Josefa no Nieritreritra ny Hisaraka? 1/12
Nahoana Izy no Nanasa ny Tongotry ny Apostoly? 1/1
Nahoana Izy no Niantso An’i Jehovah hoe “Aba, Ray”? 1/4
Nahoana no Nirina Mafy ny Akanjony? 1/7
Nampianatra Momba “ny Farany”, 1/5
Nampianatra Momba ny Fiainana ao An-tokantrano, 1/11
Nampianatra Momba ny Hoavin’ny Olombelona, 1/8
Nampianatra Momba ny Vavaka Henoin’Andriamanitra, 1/2
Nanohitra Fakam-panahy, 1/5
Toy ny “Fasana Voalalotra Fotsy” ny Fariseo, 1/11
LAHATSORATRA FIANARANA
“Andao Hanara-dia Ahy”, 15/1
Ankasitrahanao ve Izay Nataon’i Jehovah mba Hanafahana Anao? 15/9
Ankasitraho ny Asan’i Jesosy, Ilay Davida Lehibe sy Solomona Lehibe, 15/4
Ankasitraho ny Asan’ilay Mosesy Lehibe, 15/4
Aoka ho ao Aminareo Foana ny Toe-tsain’i Kristy, 15/9
Aoka Ianao Hafana Fo ho An’ny Tranon’i Jehovah! 15/6
Aoka Ianao Hankatò sy ho Be Herim-po toa An’i Kristy, 15/9
Aoka Ianao ho Faly Foana na dia Misy aza ny Olana, 15/12
“Aoka Ianareo Harehitry ny Fanahy”, 15/10
‘Aoka Ianareo ho Mailo’, 15/3
Asehoy fa Mandroso Ianao, 15/12
Asehoy ny “Hatsaram-panahy Tsy Manam-paharoan’Andriamanitra”, 15/1
Banjino Foana Ilay Loka! 15/3
Faly ny Fon’i Jehovah Rehefa Tsy Mivadika Ianao, 15/4
“Fanahy Manao Fanompoana ho An’ny Besinimaro” ny Anjely, 15/5
Hidera An’Andriamanitra Mandrakizay ny Olo-marina, 15/3
Hita eo Amin’ny Zavaboary ny Fahendren’i Jehovah, 15/4
“Ianareo no Namako”, 15/10
Inona Ireo Harena “Tsara Afina” ao Amin’i Kristy? 15/7
Inona no Hita avy Amin’ny Vavaka Ataonao? 15/11
Iza Ilay Mpanompo Ankasitrahan’i Jehovah? 15/1
Mahafaly ny Manao Mpianatra, 15/1
Mahalala Fomba ny Mpanompon’Andriamanitra, 15/11
Mahasambatra ny Fanarahana ny Tenin’i Jesosy, 15/2
Mampanantena Fiainana Mandrakizay eto An-tany Andriamanitra, 15/8
‘Manaraka ny Zanak’ondry Foana’ Izy Ireo, 15/2
Manatsara Toetra ny Fanarahana ny Tenin’i Jesosy, 15/2
‘Mazotoa Amin’ny Asa Tsara’! 15/6
Mendrika Hoderaina i Jehovah, 15/3
Mianara Bebe Kokoa mba Hanatsarana ny Vavaka Ataonao, 15/11
Miezaha ho Matotra fa “Akaiky ny Andro Lehiben’i Jehovah”, 15/5
‘Mihavàna Amin’ny Rehetra’, 15/10
Milazà ny Marina Amin’ny Namanareo Avy, 15/6
Misy Vokany eo Amin’ny Vavaka Ataonao ve ny Tenin’i Jesosy? 15/2
Mitafia An’ilay Fitiavana Tsy ho Levona Mandrakizay, 15/12
“Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”, 15/8
Mpanompo Mendri-pitokisana sy ny Filan-kevi-pitantanany, 15/6
Mpinamana Foana eo Amin’ny Tontolo Iray Tsy Manam-pitiavana, 15/10
Nahoana Isika no Tokony Hanara-dia An’i “Kristy”? 15/5
Nampahafantarina Indray Ilay Fanantenana Fiainana Mandrakizay, 15/8
Nampianatra Momba ny Fiainana Mandrakizay eto An-tany ve i Kristy? 15/8
Nidera ny Anaran’i Jehovah i Joba, 15/4
‘Notrobarana Noho ny Helotsika’ Ilay Mpanompo, 15/1
Ny Mesia, Ilay Nirahina Hamonjy Antsika! 15/12
Ry Fianakaviana, Manahafa An’i Jesosy! 15/7
Ry Tanora, Asehoy fa Mandroso Ianareo, 15/5
Tahafo i Jesosy ka Aoka Ianao ho Sahy Hitory, 15/7
Tahafo i Jesosy ka Manehoa Fitiavana Rehefa Mampianatra, 15/7
Tahafo ny Fitiavan’i Kristy, 15/9
Tena Ilaina eo Anivon’ny Fiangonana Ianao, 15/11
Tena Sarobidy ny Fampianaran’Andriamanitra, 15/9
Tiavo Bebe Kokoa Ireo Rahalahy sy Anabavy, 15/11
LAHATSORATRA SAMIHAFA
“Amena”, 1/6
Andriamanitra Iray Ihany ve no Ivavahan’ny Olona Rehetra? 1/6
Antony Hinoana fa Misy ny Mpamorona, 1/10
Ateraka Indray, 1/4
“Bokin’i Jasara” sy ny “Bokin’ny Adin’i Jehovah”, 15/3
Davida Mpanjaka sy ny Mozika, 1/12
Dikan’ny Anarana Sasany, 1/2
Dikan’ny Fanosorana Menaka, 1/8
Dikan’ny Ohabolana 24:27, 15/10
Fahagagana Tamin’ny Pentekosta, 1/9
Famantarana ny Fivavahana Tsara, 1/8
Fanahy Masina, Hevitra Samy Hafa Momba Azy Io, 1/10
Fanandroana teo Amin’ny Israelita, 1/3
Fananganana An’i Lazarosy Tamin’ny Maty, 1/3
Fanaratoana teo Amin’ny Ranomasin’i Galilia, 1/10
Fanasitranana Mahagaga, 1/5
Fihinana ve ny Valala? (Mt 3:4), 1/10
Finoana Matanjaka, 1/5
Fivavahana Amin’i Bala sy ny Fanaranam-po Amin’ny Firaisana, 1/11
Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana, 15/10
Habokana Resahin’ny Baiboly, 1/2
Hazo “Tsy mba Malazo”, 1/3
“Heroda Mpanjaka”, 1/12
Hevi-diso Enina Tsy Tokony Hinoan’ny Kristianina, 1/11
Hiadan-tsaina, 1/7
Hita ve Ilay Sambofiaran’i Noa? 1/7
Hitsangana ve ny Zaza Maty Am-bohoka? 15/4
“Inona no Hohaninay?” 1/8
Ireo Antsoina hoe Jakoba, 1/9
Jeremia, 1/12
Joasy, 1/4
Josia, 1/2
Korinto, 1/3
Lahatra, 1/3
“Lehiben’ny Mpiambina ny Tempoly”, 1/10
‘Mamaka Tsara sy Miorina Mafy eo Amin’ny Fototra’, 15/10
Manokàna Fotoana Hianarana Baiboly! 15/10
Mety ve Raha Miady ny Kristianina? 1/10
Misy Fotoanany ny Zava-drehetra, 1/3
Mitandrema Amin’ny Fanahy Ratsy, 1/5
Mpanora-dalàna Nanohitra An’i Jesosy, 1/8
Nahoana no Nafoy ny Paradisa? 1/11
Nahoana no Nahatezitra Olona ny Fitorian’i Paoly Tany Efesosy? 1/2
Namono An’i Jesosy ‘Noho ny Tsy Fahalalana’ ny Jiosy (As 3:17), 15/6
Nanana Antony Natahorana An’i Kaisara ve i Pilato? 1/1
Nandray Lesona avy Tamin’ny Fahadisoany (Jona), 1/1
Nianatra Namindra Fo (Jona), 1/4
Niezaka ny Tsy Hatahotra na Hisalasala (Petera), 1/10
Nino ny Fampanantenan’Andriamanitra (Abrahama), 1/7
Niompy Tantely ve ny Israelita Fahiny? 1/7
Orana, 1/1
Orima sy Tomima, 1/6
Oviana i Satana no Noroahina avy any An-danitra? 15/5
Rahaba, 1/8
Ray Apostolika, 1/7
Sema, 1/10
Tahotra ny Maty, 1/1
Taom-baovao Sinoa (Azia), 1/12
Tena Misy ve ny Devoly? 1/10
Tena Nisy ve i Adama sy Eva? 1/9
Tionelin’i Hezekia, 1/5
Tonga Hatraiza ny Fitoriana Tany Atsinanana? 1/1
Tovolahy Nahery Fo (Davida), 1/1
Vata Misy ny Fifanekena? 1/9
Vehivavy Malina (Abigaila), 1/7
Voahodidina Fefy Hazo Maranitra Tokoa ve i Jerosalema? 1/5
Voalahatra ve ny Fiainantsika? 1/4
Vonoan’olona Tany An-tsekoly, 1/12
Zanak’anabavin’i Paoly, 1/6
“Zanakalahin’i Zeosy” (As 28:11), 1/3
TANTARAM-PIAINANA
Faly na dia Sembana Aza (P. Gaspar), 1/5
Fivoriambe Telo Nanova ny Fiainako (G. Warienchuck), 15/10
Inona no Azoko Avaly An’i Jehovah? (R. Danner), 15/6
“Ity no Lalana ka Andehano” (E. Pederson notantarain’i R. Pappas), 15/1
Lasa Nanana Tanjona Aho (G. Martínez), 15/9
‘Mitoby Manodidina An’izay Matahotra An’i Jehovah ny Anjely’ (C. Connell), 15/3
Nanampy Ahy Hiaritra Fahoriana ny Baiboly (E. Acosta), 1/6
Sivifolo Taona Izay (E. Ridgwell), 15/7
Tsy Mofo Ihany no Iveloman’ny Olona (J. Hisiger), 1/3
VAVOLOMBELON’I JEHOVAH
Afaka Hiampita ho any Makedonia ve Ianao? 15/12
Anisan’ny Fiangonana Protestanta Ve? 1/11
Ankizivavy Kely Malala-tanana, 15/11
Asehoy fa Tianao Ireo Rahalahy sy Anabavy Marenina! 15/11
Dia Tany Amin’ny “Faran’ny Tany” (Repoblikan’i Sakha), 1/6
Ezaka mba Hitadiavana Olona (Irlandy), 1/3
Faly Izahay Manasa Anao (fivoriana), 1/2
Farihy Misy Harena Sarobidy, 1/9
Fivoriambe “Miambena Hatrany!” 1/3
Fizarana Diplaoman’i Gileada, 15/2, 1/9
Lahateny Manokana, 1/4
Mahantra Nefa Sambatra sy Be Fanantenana, 1/9
‘Mampamirapiratra ny Tavany Amin’izy Ireo i Jehovah’ (marenina), 15/8
Manompo any Amin’izay Ilana Mpitory Maro Kokoa, 15/4, 15/12
Nahita Harena Nafenina (Estonia), 15/8
Nahoana no Tsy Mampiasa Sary Masina? 1/2
Nankany Amin’ny Tanàna Tranainy Iray (Amish any Etazonia), 1/12
Niely Hatrany Lavitra ny Voan’ny Fahamarinana (Repoblikan’i Touva, Rosia), 15/7
Tra-boina Tany Myanmar, 1/3
Trano Fanontam-pirinty Miavaka (Wallkill, Etazonia), 1/7
Vaovao Tsara Amin’ny Fiteny 500, 1/11
Zato Taona ny Betelan’i Brooklyn, 1/5