NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jolay 2013

Hahita fanazavana vaovao ianao ato: Oviana no tanteraka ny zavatra sasany noresahin’i Jesosy ao amin’ny faminaniany? Iza ilay mpanompo mendri-pitokisana?

“Lazao Aminay hoe Rahoviana no Hitranga Izany”

Nahitsy ny fahazoantsika ny fotoana hahatanterahan’ny zavatra sasany nolazain’i Jesosy ao amin’ny Matio 24 sy 25. Ho hitanao ato izany fanitsiana izany.

“Homba Anareo Foana Aho”

Mizara telo ilay fanoharana momba ny vary sy tsimparifary: Afafy ny voa dia maniry ary jinjaina ny vokatra. Inona no fanazavana vaovao momba ny fotoam-pijinjana?

Olona Vitsy Manome Sakafo Olona Maro

Ahoana no nanomezan’i Jesosy sakafo ara-panahy ho an’ny fiangonana tamin’ny taonjato voalohany? Mbola hoatr’izany ihany ve no ataony ankehitriny?

“Iza Tokoa moa Ilay Mpanompo Mendri-pitokisana sy Malina?”

Misy fanazavana vaovao momba ny mpanompo mendri-pitokisana sy malina ato. Miankina amin’​io mpanompo io no hahatonga antsika hatanjaka ara-panahy.

Niampy Iray ny Rahalahy ao Amin’ny Filan-kevi-pitantanana

Lasa anisan’ny Filan-kevi-pitantanan’ny Vavolombelon’i Jehovah i Mark Sanderson, nanomboka tamin’ny 1 Septambra 2012.

TANTARAM-PIAINANA

Vonona Hanompo An’i Jehovah Foana Izahay na Aiza na Aiza

Ho hitanao ato ny tantaran’ny mpivady iray avy any Holandy, izay nianatra niantehitra tanteraka tamin’i Jehovah na dia nisy olana sy niova aza ny fiainany.

“Tsara Kosa Ilay Sary An!”

Natao hampisaintsainana ny sary tsara tarehy amin’ny Tilikambo Fiambenana sady mampita fihetseham-po. Inona no hanampy anao handray soa amin’izy ireny?