NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Novambra 2013

Ahoana no hampisehoantsika fa mankasitraka ny faharetan’i Jehovah isika? Ahoana no ataon’i Jehovah sy Jesosy mba hiandrasana ny andian’ondriny ankehitriny?

“Aoka ho Mailo ka Tsy Hanao Tsirambina ny Vavaka”

Nahoana ny Kristianina no tokony hivavaka foana? Iza no mandray soa rehefa mivavaka ho an’ny hafa ianao?

Ahoana no Azontsika Anampiana ny Hafa Hahazo Izay Ilainy?

Hita ato hoe ampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah mba hanampiana ny sahirana sy hampianarana Baiboly maneran-tany ny vola fanomezana ataon’ny olona.

Inona no Hanampy Antsika ho “Vonona Hiandry” Foana?

Ahoana no hahalalantsika fa tonga ny fotoana handringanan’i Jehovah an’ity tontolo ity? Ahoana no ampisehoantsika fa mankasitraka ny faharetany isika?

TANTARAM-PIAINANA

Ny Manompo An’Andriamanitra no Fanafodiny!

Vao teraka i Onesmus dia efa nisy aretina mahatonga ny taolany ho faran’izay malemy. Ho hitanao ato fa tena nampahery azy ny fampanantenan’Andriamanitra.

Mpiandry Fito sy Andriana Valo Ankehitriny

Inona no mampiseho fa mpiandry tsara i Hezekia, Isaia, Mika, ary ireo andrianan’i Jerosalema? Iza ankehitriny ireo mpiandry fito sy andriana valo?

Ankatoavy Ireo Mpiandry Notendren’i Jehovah

Notendren’ny fanahy masina mba hiandry ny fiangonan’Andriamanitra ny anti-panahy. Nahoana ny ondry no tokony hankatò azy ireo?

Ry Anti-panahy, Tahafo Ireo Mpiandry Lehibe Indrindra

Inona no ataon’ny anti-panahy rehefa misy mpiara-manompo mila fanampiana ara-panahy? Ahoana no anahafany an’ireo Mpiandry lehibe indrindra?

FANTARO NY TANTARANTSIKA

“Toy ny Sokatra ao Anaty Akorany Aho”

Nisy Olana Ara-toe-karena Lehibe eran-tany, tamin’ny faramparan’ny 1929. Ahoana no nataon’ny mpisava lalana tamin’izany?