NY TILIKAMBO FIAMBENANA Aogositra 2009
MATOAN-DAHATSORATRA
Tsara Daholo ve ny Fivavahana Rehetra?
Samy mankany amin’Andriamanitra daholo ve ny fivavahana? Jereo izay nolazain’i Jesosy momba izany.
MATOAN-DAHATSORATRA
Tsara ny Fivavahana Iray Raha Mahatonga ny Olona ho Tsara Fitondran-tena
Jereo izay lazain’ny Baiboly momba ny fanambadiana sy ny fisaraham-panambadiana ary ny fijangajangana.
MATOAN-DAHATSORATRA
Tsara ny Fivavahana Iray Raha Mahatonga ny Olona Hifankatia
Mampisara-bazana ny olona ny firazanana, ny saranga, ary ny politika. Iza anefa ny fivavahana mampianatra antsika ho tia ny olon-drehetra?
MATOAN-DAHATSORATRA
Tsara ny Fivavahana Iray Raha Mahatonga ny Olona Hanaja ny Tenin’Andriamanitra
Nampirisika ny olona hanaja ny Baiboly i Jesosy. Manao toy izany ve ny fivavahana ankehitriny?
TOROHEVITRA HAHASAMBATRA NY FIANAKAVIANA
Mahaiza Mitantam-bola
Betsaka ny mpivady miady noho ny resa-bola. Jereo ny torohevitra omen’ny Baiboly mba handaminana ny olana amin’ny resaka vola.
AMPIANARO NY ZANAKAO
Nihaino Tsara i Rahaba Rehefa Nisy Vaovao
Nahoana no narovan’i Rahaba ireo Israelita mpitsikilo?