NY TILIKAMBO FIAMBENANA Mey 2014 | Misy Mahay Mamantatra ny Hoavy Ve?

Hanova ny fiainanao ny fahafantaranao an’izany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Nisy ny Marina fa Betsaka ny Diso

Iza no tena malaza ho mahay mamantatra ny hoavy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Misy Mahay Mamantatra ny Hoavy Ve?

Misy fomba azo antoka amantarana ny hoavy.

RESADRESAKA MAHALIANA

Mino An’i Jesosy ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Raha mino an’i Jesosy izy ireo, nahoana izy no tsy antsoina hoe Vavolombelon’i Jesosy?

Fantatrao Ve?

Nahoana ny Jiosy no nangataka tamin’i Pilato hoe hotapahina ny ranjon’i Jesosy? Tena afaka namono an’i Goliata tamin’ny pilotra iray tokoa ve i Davida?

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

Tafavoaka Ihany Izy na Mafy Aza ny Nanjo Azy

Tahafo i Maria, renin’i Jesosy, dia ho tafavoaka koa ianao rehefa toy ny “voatrobaky ny sabatra” noho ny alahelo.

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Raha Andriamanitra no mitondra an’izao tontolo izao, nahoana no be dia be ny fijaliana?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Hevitr’Andriamanitra ve no ao Amin’ny Baiboly?

Maro ny mpanoratra Baiboly milaza fa avy amin’Andriamanitra ny zavatra nosoratan’izy ireo. Nahoana?