Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nehemia: “Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Fiarovana Mafy ho Anareo”—Fizarana 1

Nehemia: “Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Fiarovana Mafy ho Anareo”—Fizarana 1

Nanana toerana ambony tao amin’ny lapan’i Sosana i Nehemia. Niala tany anefa izy mba hanorina indray ny mandan’i Jerosalema. Be dia be ny zava-tsarotra natrehiny, fa tsy ny fanorenana ny manda ihany. Ampy ve ny vavaka sy ny herim-po mba hamitana an’ilay asa?