Hijery ny anatiny

Miezaha Hanatratra Tanjona Manome Voninahitra An’Andriamanitra

Tsy nitovy ny zavatra ninoan’ny ray aman-drenin’i Timoty, ka tsy maintsy nanao safidy izy. Hanao fianarana ambony sy hikatsaka harena ve izy, sa hifidy ny hanompo an’i Jehovah amin’ny fony manontolo?